00:00:08
Rahoviana ny an’i Dada?00:00:11
00:00:15
Taona vitsivitsy lasa izay no nihaonanay
tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah.00:00:19
00:00:19
I Rachel no nianatra Baiboly voalohany.00:00:22
00:00:22
Tsy ela dia nianatra koa izahay rehetra.00:00:24
00:00:24
Izay izahay rehetra vao nianatra hoe
inona no tena ampianarin’ny Baiboly.00:00:29
00:00:31
Vetivety dia nitory ny fahamarinana izahay.00:00:34
00:00:35
Izany hoe..., ny ankamaroanay.00:00:39
00:00:39
Fantatro hoe io ny fahamarinana,00:00:42
00:00:42
saingy tsy nino aho hoe ho vitako
ny hiaina mifanaraka amin’izay takin’i Jehovah.00:00:46
00:00:49
Mandehana mandeha any!00:00:52
00:00:52
Ahoana raha mandiso fanantenana ny hafa aho?00:00:56
00:00:56
Dia ahoana raha mandiso fanantenana an’i Jehovah aho?00:01:00
00:01:14
Tsy maninona ve raha mandeha kely aho?00:01:16
00:01:16
Tsy maninona kah.00:01:16
00:01:16
Mety a!00:01:18
00:01:19
Hitan’ny anti-panahy be fitiavana iray
atao hoe Ben fa niady saina aho.00:01:23
00:01:24
Tonga dia nanampy ahy izy.00:01:27
00:01:27
Hoy izy: “Inona no nahatonga anao
hanatona an’i Jehovah?”00:01:32
00:01:33
Angamba ilay Jehovah tsy masiaka
sy tsy mitaky be loatra,00:01:36
00:01:36
satria izy Ray be fitiavana.00:01:39
00:01:40
Niaiky i Ben ary hoy izy:00:01:42
00:01:42
“Rehefa manome ny tsara indrindra isika
mba hanompoana an’i Jehovah,00:01:45
00:01:45
dia manao ny ambiny izy.”00:01:47
00:01:47
Nohazavainy fa fantatr’i Jehovah
ny fetran’ny vitantsika,00:01:50
00:01:50
ary tsy mitaky zavatra lavorary izy.00:01:53
00:01:53
Eo foana koa izy mba hanampy,00:01:54
00:01:54
satria tiany hahomby isika.00:01:56
00:01:57
Novakiny tamiko avy eo ny Isaia 41:10:00:02:01
00:02:01
“Aza matahotra fa momba anao aho.00:02:04
00:02:04
Aza miherikerika noho ny tahotra,00:02:06
00:02:06
fa izaho no Andriamanitrao.00:02:09
00:02:14
Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.00:02:17
00:02:17
Vonjeo!00:02:18
00:02:18
Hihazona anao mafy amin’ny
tanako ankavanana aho,00:02:21
00:02:21
dia ny tanako feno fahamarinana.”00:02:24
00:02:27
Tsy voatery ho lavorary aho
vao ho afaka hanompo an’i Jehovah. 00:02:31
00:02:31
Mila tia sy matoky azy fotsiny aho.00:02:35
00:02:35
Dia izy no hanao ny ambiny.00:02:50
Hanampy Anao i Jehovah Andriamanitra
-
Hanampy Anao i Jehovah Andriamanitra
Rahoviana ny an’i Dada?
Taona vitsivitsy lasa izay no nihaonanay
tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah.
I Rachel no nianatra Baiboly voalohany.
Tsy ela dia nianatra koa izahay rehetra.
Izay izahay rehetra vao nianatra hoe
inona no tena ampianarin’ny Baiboly.
Vetivety dia nitory ny fahamarinana izahay.
Izany hoe..., ny ankamaroanay.
Fantatro hoe io ny fahamarinana,
saingy tsy nino aho hoe ho vitako
ny hiaina mifanaraka amin’izay takin’i Jehovah.
Mandehana mandeha any!
Ahoana raha mandiso fanantenana ny hafa aho?
Dia ahoana raha mandiso fanantenana an’i Jehovah aho?
Tsy maninona ve raha mandeha kely aho?
Tsy maninona kah.
Mety a!
Hitan’ny anti-panahy be fitiavana iray
atao hoe Ben fa niady saina aho.
Tonga dia nanampy ahy izy.
Hoy izy: “Inona no nahatonga anao
hanatona an’i Jehovah?”
Angamba ilay Jehovah tsy masiaka
sy tsy mitaky be loatra,
satria izy Ray be fitiavana.
Niaiky i Ben ary hoy izy:
“Rehefa manome ny tsara indrindra isika
mba hanompoana an’i Jehovah,
dia manao ny ambiny izy.”
Nohazavainy fa fantatr’i Jehovah
ny fetran’ny vitantsika,
ary tsy mitaky zavatra lavorary izy.
Eo foana koa izy mba hanampy,
satria tiany hahomby isika.
Novakiny tamiko avy eo ny Isaia 41:10:
“Aza matahotra fa momba anao aho.
Aza miherikerika noho ny tahotra,
fa izaho no Andriamanitrao.
Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.
Vonjeo!
Hihazona anao mafy amin’ny
tanako ankavanana aho,
dia ny tanako feno fahamarinana.”
Tsy voatery ho lavorary aho
vao ho afaka hanompo an’i Jehovah.
Mila tia sy matoky azy fotsiny aho.
Dia izy no hanao ny ambiny.
-