JW subtitle extractor

Nitsidika Betela Izahay

Video Other languages Share text Share link Show times

Nitsidika Betela izahay indray andro izay
Io no andro tianay ’ndrindra sady tsy hohadinoinay.
Ny mpiasan’ny Betela dia mazoto avokoa,
Miasa mafy ho an’ny hafa sy manompo an-tsitrapo.
“Tranon’Andriamanitra”
Ny hoe Betela, raha toa tsy fantatrao.
“Tranon’Andriamanitra”
Satria ny asan’i Jehovah no atao ao.
Baiboly ary boky be dia be no amboarina any,
Ampiasaina hitoriana amin’ny olona eran-tany.
Raha te hahita izany ianao dia mandehana koa
Mba mitsidika Betela satria tena mahasoa.
“Tranon’Andriamanitra”
Ny hoe Betela, raha toa tsy fantatrao.
“Tranon’Andriamanitra”
Satria ny asan’i Jehovah no atao ao.
“Tranon’Andriamanitra”
Ny hoe Betela, raha toa tsy fantatrao.
“Tranon’Andriamanitra”
Satria ny asan’i Jehovah no atao ao.
Satria ny asan’i Jehovah no atao ao.
Satria ny asan’i Jehovah no atao ao.
Misaotra Jehovah.