00:00:05
Felana no anarako, dia izy no vadiko.00:00:09
00:00:09
Vonjy no anarany.00:00:11
00:00:18
Vao lasa nanitatra faritany mihitsy i Aina zanakay lahy.00:00:22
00:00:23
Nahafinaritra be ny fiainanay mianakavy kely,
tamin’izy mbola teo.00:00:27
00:00:28
Tiako erỳ tamin’ireny!00:00:30
00:00:33
Lasa mangingina be izao izahay ato.00:00:36
00:00:39
Tsy dia mifandray be hoatran’ny taloha intsony
koa izahay mivady.00:00:43
00:00:59
Mba niezaka niresaka tamin’i Vonjy ihany aho,
fa vao mainka indray aza izahay niady.00:01:05
00:01:23
Hatramin’izay nandehanan’i Aina izay,
dia lasa samy naka ho azy izahay sy Felana.00:01:28
00:02:14
Niova be mihitsy i Felana
fa tsy hoatran’ny tamin’i Aina mbola teo.00:02:19
00:02:21
Tsy mba falifaly sy mihomehimehy
hoatran’ny taloha intsony izy.00:02:25
00:02:28
Lasa tsy dia nifandray be intsony izahay mivady.00:02:31
00:02:35
Na i Aina aza nahatsikaritra an’ilay izy.00:02:38
00:02:38
Fa hono ho’aho!00:02:39
00:02:39
Izaho mba te hanontany kely!00:02:41
00:02:42
“Ianareo ... milamina tsara ve?00:02:45
00:02:45
Hoatran’ny tsy ao tsara izany ianareo!00:02:46
00:02:46
Ao... ao tsara mihitsy izahay ka!00:02:48
00:02:48
Tsy misy olana moa isika roa e?00:02:49
00:02:49
Ie, tsisy olana ka!00:02:50
00:02:57
Efa hita be mihitsy hoe misy olana izahay,
nefa mody tsy noraharahainay ilay izy.00:03:03
00:03:05
Fa nifampiresaka ihany anefa izahay,
dia samy namboraka ny tao am-ponay.00:03:11
00:03:14
Fantatray hoe raha vao tsy alaminay haingana
ilay izy fa avela amin’izao,00:03:18
00:03:18
dia mety ho rava ny tokantranonay.00:03:21
00:03:26
Dia novakinay ny Romanina 12:10 hoe:00:03:30
00:03:36
Nandinika ny tantaran’i Abrahama sy Saraha izahay avy eo.00:03:39
00:03:39
Tsy lavorary ry zareo, nefa
samy niezaka mafy mba hifanome voninahitra.00:03:44
00:03:44
Nifaneho fitiavana foana koa ry zareo,
dia samy nihaino tsara rehefa niteny ny anankiray.00:03:50
00:03:58
Hoy aho tamin’i Felana:
“Ao akia fa hiezaka aho a!”00:04:03
00:04:05
Izaho koa moa te hanao an’izany satria tena tiako izy.00:04:08
00:04:09
Dia hoy koa aho tamin’i Vonjy hoe:
“’Ndao àry mba samy hiezaka e!”00:04:13
00:04:17
Dia tena niezaka tokoa izahay!00:04:20
00:05:01
Niara-nanao mpisava lalana izahay,
volana vitsivitsy tatỳ aoriana.00:05:06
00:05:06
Efa lasa nifampiresaka be
hoatran’ny taloha indray izahay izao.00:05:10
00:05:10
Lasa be dia be mihitsy
ny zavatra tsara hitako amin’i Felana.00:05:14
00:05:15
Tsy hoe tonga lafatra ny tokantranonay,
hoatran’ny an’i Abrahama sy Saraha ihany.00:05:20
00:05:20
Tsy maintsy hisy foana ny olana.00:05:23
00:05:24
Niezaka nampihatra ny toro lalan’ny Baiboly izahay,
dia nahavita niatrika an’iny olana ngezabe iny.00:05:30
00:05:30
Vao mainka izao izahay mivady lasa mifankatia be.00:05:35
Inona no Hanampy ny Mpivady Hifankatia Foana?
-
Inona no Hanampy ny Mpivady Hifankatia Foana?
Felana no anarako, dia izy no vadiko.
Vonjy no anarany.
Vao lasa nanitatra faritany mihitsy i Aina zanakay lahy.
Nahafinaritra be ny fiainanay mianakavy kely,
tamin’izy mbola teo.
Tiako erỳ tamin’ireny!
Lasa mangingina be izao izahay ato.
Tsy dia mifandray be hoatran’ny taloha intsony
koa izahay mivady.
Mba niezaka niresaka tamin’i Vonjy ihany aho,
fa vao mainka indray aza izahay niady.
Hatramin’izay nandehanan’i Aina izay,
dia lasa samy naka ho azy izahay sy Felana.
Niova be mihitsy i Felana
fa tsy hoatran’ny tamin’i Aina mbola teo.
Tsy mba falifaly sy mihomehimehy
hoatran’ny taloha intsony izy.
Lasa tsy dia nifandray be intsony izahay mivady.
Na i Aina aza nahatsikaritra an’ilay izy.
Fa hono ho’aho!
Izaho mba te hanontany kely!
“Ianareo ... milamina tsara ve?
Hoatran’ny tsy ao tsara izany ianareo!
Ao... ao tsara mihitsy izahay ka!
Tsy misy olana moa isika roa e?
Ie, tsisy olana ka!
Efa hita be mihitsy hoe misy olana izahay,
nefa mody tsy noraharahainay ilay izy.
Fa nifampiresaka ihany anefa izahay,
dia samy namboraka ny tao am-ponay.
Fantatray hoe raha vao tsy alaminay haingana
ilay izy fa avela amin’izao,
dia mety ho rava ny tokantranonay.
Dia novakinay ny Romanina 12:10 hoe:
Nandinika ny tantaran’i Abrahama sy Saraha izahay avy eo.
Tsy lavorary ry zareo, nefa
samy niezaka mafy mba hifanome voninahitra.
Nifaneho fitiavana foana koa ry zareo,
dia samy nihaino tsara rehefa niteny ny anankiray.
Hoy aho tamin’i Felana:
“Ao akia fa hiezaka aho a!”
Izaho koa moa te hanao an’izany satria tena tiako izy.
Dia hoy koa aho tamin’i Vonjy hoe:
“’Ndao àry mba samy hiezaka e!”
Dia tena niezaka tokoa izahay!
Niara-nanao mpisava lalana izahay,
volana vitsivitsy tatỳ aoriana.
Efa lasa nifampiresaka be
hoatran’ny taloha indray izahay izao.
Lasa be dia be mihitsy
ny zavatra tsara hitako amin’i Felana.
Tsy hoe tonga lafatra ny tokantranonay,
hoatran’ny an’i Abrahama sy Saraha ihany.
Tsy maintsy hisy foana ny olana.
Niezaka nampihatra ny toro lalan’ny Baiboly izahay,
dia nahavita niatrika an’iny olana ngezabe iny.
Vao mainka izao izahay mivady lasa mifankatia be.
-