00:00:19
“Tsy anisan’izao tontolo izao izy.”
Jaona 17:16.00:00:25
00:00:25
“Te hanohana ny Fanjakan’Andriamanitra foana isika.00:00:27
00:00:27
Isika mantsy mitory hoe io Fanjakana io ihany no mahavaha ny olana rehetra.00:00:31
00:00:31
Ho sahy hitory an’izany ve isika raha mbola manohana ny fitondran’olombelona?00:00:34
00:00:34
Mbola tsy manenjika angamba ny ao amin’ny tany misy anao,00:00:36
00:00:36
sady tsy manery anao hanao politika.00:00:38
00:00:38
Mety hiova anefa izany, satria efa kely sisa dia ho rava ny tontolon’i Satana.”00:00:41
00:00:41
Halefa amin’izay ilay video.00:00:43
00:00:43
Dina, Johary, mba ampidino kely ilay ridao azafady.00:00:47
00:01:02
Mitadiava namana hiara-hanao an’ilay devoara aminareo.00:01:05
00:01:05
Dia karohy hoe inona no tokony hataon’ny fanjakana.00:01:08
00:01:09
Ianareo tanora izao sisa no azo antenaina hanao zavatra00:01:11
00:01:11
mba hiarovana ny tontolo iainana.00:01:13
00:01:33
Raha misy ady ange dia isika no hoteren’ny fanjakana ho any e!00:01:36
00:01:36
Isika tsy hanaiky an’izany.00:01:37
00:01:37
Soniavo fotsiny ity!00:01:39
00:01:53
Raha ianao izao, iza no hitanao hoe mety ho lany amin’io fifidianana io?00:01:59
00:01:59
Miankina amin’izany ange ny hoavinareo tanora e!00:02:01
00:02:01
Uhm.00:02:02
00:02:02
Raha ny tena marina an...00:02:04
00:02:04
Uhm ...00:02:06
00:02:06
Tsara be izay fanontanianao izay.00:02:08
00:02:08
Hitanao, Vavolombelon’i Jehovah izahay,00:02:10
00:02:10
dia mino hoe ny Fanjakan’Andriamanitra ihany00:02:12
00:02:12
no mahavita mamaha ny olana rehetra mahazo antsika.00:02:15
00:02:15
Ohatra hoe ...00:02:16
00:02:16
Roa arivo ilay anao teo.00:02:18
00:02:19
Misaotra.00:02:21
00:02:22
Inona no hatao ho anao?00:02:23
00:02:24
Milamina leisy ny vahoaka raha izy no lany a!00:02:27
00:02:27
Jeren’ialahy tsara ange e!00:02:29
00:02:29
Ialahy ve adala e?00:02:31
00:02:31
Jeren’ialahy tsara fa tsisy vola intsony ny orinasa afaka telo taona!00:02:34
00:02:34
Fa hanan-karena daholo ny vahoaka raha tanterahiny ny teniny!00:02:37
00:02:37
Ny an’ireo leity izany foana a!
Fa ny eo ihany ny eo! Mankaleo be!00:02:41
00:02:57
Manam-bahiny telo isika amin’ity fampahalalam-baovao androany ity.00:03:00
00:03:00
Mikasika ny fifidianana, raha mandresy ny antoko mpanohitra,00:03:04
00:03:04
hahavita hanome fahafaham-po ny vahoaka madinika tokoa ve izy ireo?00:03:07
00:03:07
Raha ny raharaha miaramila indray:00:03:09
00:03:09
Inona no fiovana azontsika antenaina?00:03:11
00:03:12
Asaintsika haneho hevitra momba an’izany aloha
ny Atoa John McGarthy, minisitry ny fampianarana.00:03:17
00:03:18
Izaho aloha tsy te hivadika amin’i Jehovah izany raha terena hifidy e!00:03:21
00:03:21
Ny zavatra ataon’ny fitondrana anefa, mety hisy vokany amiko,00:03:25
00:03:25
amin’ny fianakaviako, na ny tanjoko.00:03:28
00:03:28
Fa izaho tsy te hanohana an’iza na iza mihitsy,00:03:30
00:03:30
na dia any an-tsaiko fotsiny aza.00:03:32
00:03:36
Dia ahoana àry no hataoko?00:03:38
00:03:40
Jaona 17:14: “Efa nomeko azy ny teninao.00:03:46
00:03:46
Halan’izao tontolo izao anefa izy,00:03:49
00:03:49
satria tsy anisan’izao tontolo izao,
tahaka ahy tsy anisan’izao tontolo izao.00:03:52
00:03:53
Tsy ny hanalanao azy eto amin’izao tontolo izao no angatahiko,00:03:56
00:03:56
fa ny mba hiarovanao azy amin’ilay ratsy.00:03:58
00:03:58
Tsy anisan’izao tontolo izao izy, tahaka ahy tsy anisan’izao tontolo izao.00:04:03
00:04:04
Mba hamasino amin’ny alalan’ny fahamarinana izy ireo,00:04:06
00:04:06
fa ny teninao no fahamarinana.00:04:08
00:04:09
Toy ny nanirahanao ahy ho amin’izao tontolo izao,00:04:11
00:04:11
no hanirahako azy koa ho amin’izao tontolo izao.00:04:14
00:04:14
Ary ho azy ireo no anamasinako ny tenako,00:04:16
00:04:16
mba hanamasinana azy ireo koa amin’ny alalan’ny fahamarinana.00:04:19
00:04:20
Tsy ho an’ireto ihany anefa no angatahako00:04:21
00:04:21
fa ho an’izay mino ahy noho ny teniny.”00:04:23
00:04:24
Tsy hanohana an’iza na iza aho,00:04:26
00:04:26
hoatran’i Jesosy, na dia ao an-tsaiko fotsiny aza.00:04:29
00:04:32
Eny e!00:04:33
00:04:33
Fa mbola tsy amin’izao angamba izany e?00:04:34
00:04:34
Ie.00:04:35
00:04:35
Fa misy an’ity andininy ity nanome toky ahy hoe efa akaiky ilay izy.00:04:38
00:04:38
Dia tiako haseho anao.00:04:39
00:04:39
Hoy i Jesosy ao amin’ny Matio 24:33, hoe:00:04:43
00:04:43
“Toy izany koa ianareo, rehefa hitanareo izany rehetra izany,00:04:47
00:04:47
dia fantaro fa efa akaiky izy, eny, efa eo am-baravarana.”00:04:51
Aza Manohana An’ity Tontolo ity na dia any An-tsaina Fotsiny Aza
-
Aza Manohana An’ity Tontolo ity na dia any An-tsaina Fotsiny Aza
“Tsy anisan’izao tontolo izao izy.”
Jaona 17:16.
“Te hanohana ny Fanjakan’Andriamanitra foana isika.
Isika mantsy mitory hoe io Fanjakana io ihany no mahavaha ny olana rehetra.
Ho sahy hitory an’izany ve isika raha mbola manohana ny fitondran’olombelona?
Mbola tsy manenjika angamba ny ao amin’ny tany misy anao,
sady tsy manery anao hanao politika.
Mety hiova anefa izany, satria efa kely sisa dia ho rava ny tontolon’i Satana.”
Halefa amin’izay ilay video.
Dina, Johary, mba ampidino kely ilay ridao azafady.
Mitadiava namana hiara-hanao an’ilay devoara aminareo.
Dia karohy hoe inona no tokony hataon’ny fanjakana.
Ianareo tanora izao sisa no azo antenaina hanao zavatra
mba hiarovana ny tontolo iainana.
Raha misy ady ange dia isika no hoteren’ny fanjakana ho any e!
Isika tsy hanaiky an’izany.
Soniavo fotsiny ity!
Raha ianao izao, iza no hitanao hoe mety ho lany amin’io fifidianana io?
Miankina amin’izany ange ny hoavinareo tanora e!
Uhm.
Raha ny tena marina an...
Uhm ...
Tsara be izay fanontanianao izay.
Hitanao, Vavolombelon’i Jehovah izahay,
dia mino hoe ny Fanjakan’Andriamanitra ihany
no mahavita mamaha ny olana rehetra mahazo antsika.
Ohatra hoe ...
Roa arivo ilay anao teo.
Misaotra.
Inona no hatao ho anao?
Milamina leisy ny vahoaka raha izy no lany a!
Jeren’ialahy tsara ange e!
Ialahy ve adala e?
Jeren’ialahy tsara fa tsisy vola intsony ny orinasa afaka telo taona!
Fa hanan-karena daholo ny vahoaka raha tanterahiny ny teniny!
Ny an’ireo leity izany foana a!
Fa ny eo ihany ny eo! Mankaleo be!
Manam-bahiny telo isika amin’ity fampahalalam-baovao androany ity.
Mikasika ny fifidianana, raha mandresy ny antoko mpanohitra,
hahavita hanome fahafaham-po ny vahoaka madinika tokoa ve izy ireo?
Raha ny raharaha miaramila indray:
Inona no fiovana azontsika antenaina?
Asaintsika haneho hevitra momba an’izany aloha
ny Atoa John McGarthy, minisitry ny fampianarana.
Izaho aloha tsy te hivadika amin’i Jehovah izany raha terena hifidy e!
Ny zavatra ataon’ny fitondrana anefa, mety hisy vokany amiko,
amin’ny fianakaviako, na ny tanjoko.
Fa izaho tsy te hanohana an’iza na iza mihitsy,
na dia any an-tsaiko fotsiny aza.
Dia ahoana àry no hataoko?
Jaona 17:14: “Efa nomeko azy ny teninao.
Halan’izao tontolo izao anefa izy,
satria tsy anisan’izao tontolo izao,
tahaka ahy tsy anisan’izao tontolo izao.
Tsy ny hanalanao azy eto amin’izao tontolo izao no angatahiko,
fa ny mba hiarovanao azy amin’ilay ratsy.
Tsy anisan’izao tontolo izao izy, tahaka ahy tsy anisan’izao tontolo izao.
Mba hamasino amin’ny alalan’ny fahamarinana izy ireo,
fa ny teninao no fahamarinana.
Toy ny nanirahanao ahy ho amin’izao tontolo izao,
no hanirahako azy koa ho amin’izao tontolo izao.
Ary ho azy ireo no anamasinako ny tenako,
mba hanamasinana azy ireo koa amin’ny alalan’ny fahamarinana.
Tsy ho an’ireto ihany anefa no angatahako
fa ho an’izay mino ahy noho ny teniny.”
Tsy hanohana an’iza na iza aho,
hoatran’i Jesosy, na dia ao an-tsaiko fotsiny aza.
Eny e!
Fa mbola tsy amin’izao angamba izany e?
Ie.
Fa misy an’ity andininy ity nanome toky ahy hoe efa akaiky ilay izy.
Dia tiako haseho anao.
Hoy i Jesosy ao amin’ny Matio 24:33, hoe:
“Toy izany koa ianareo, rehefa hitanareo izany rehetra izany,
dia fantaro fa efa akaiky izy, eny, efa eo am-baravarana.”
-