Hitanay Ianao Rahavavy
Video
Other languages
Share text
Share link
Show times
Hide times
00:00:01
♪ HITANAY IANAO RAHAVAVY ♪00:00:09
00:00:14
♪ Atolotro ho anao izao hira izao. ♪00:00:20
00:00:21
♪ Tena modely ho ahy ilay tsy fivadihanao, ♪00:00:27
00:00:28
♪ Ka nanainga fanahy mba te hisaotra, ♪00:00:34
00:00:34
♪ Satria ’zay ataonao anie sarobidy loatra. ♪00:00:42
00:00:42
♪ Henoy kely indray ity hira ity ♪00:00:48
00:00:48
♪ Raha misalasala. ♪00:00:52
00:00:54
♪ Faly aho f’ianao ‘nie tsy kivy, tsy manaiky ho resy. ♪00:01:01
00:01:01
♪ ‘Lay tsikinao iny tsy mba avelanao ho lefy. ♪00:01:08
00:01:08
♪ Dia ‘zao rahavavy no tsarovy: Tsy very maina, ♪00:01:14
00:01:14
♪ Hitanay ny ezaka ataonao, mendrika hoderaina. ♪00:01:23
00:01:27
♪ Tia miantra ny hafa ianao, tianao ny manome. ♪ 00:01:33
00:01:34
♪ Manolotra amin’ny fo fa tsy mba tia mirehareha. ♪00:01:41
00:01:41
♪ Tsy misongadina angamba ’zay mba atao, ♪00:01:47
00:01:47
♪ Kanefa tadidio: Zava-dehibe ’zay vitanao. ♪00:01:55
00:01:55
♪ Heverinao ho kely kanefa tena tianay ♪00:02:02
00:02:02
♪ Satria mampahery. ♪00:02:06
00:02:07
♪ Faly aho f’ianao ’nie tsy kivy, tsy manaiky ho resy. ♪00:02:14
00:02:14
♪ ‘Lay tsikinao iny tsy mba avelanao ho lefy. ♪00:02:21
00:02:21
♪ Dia ‘zao rahavavy no tsarovy: Tsy very maina, ♪00:02:28
00:02:28
♪ Hitanay ny ezaka ataonao, mendrika hoderaina. ♪00:02:36
00:02:44
♪ Jehovah lehibe noho ny fo. ♪00:02:49
00:02:51
♪ Mijery anao izy dia mahita vatosoa, ♪00:02:57
00:02:58
♪ Ka tsy maintsy hovaliany soa. ♪00:03:03
00:03:04
♪ Faly aho f’ianao ’nie tsy kivy, tsy manaiky ho resy. ♪00:03:11
00:03:11
♪ ‘Lay tsikinao iny tsy mba avelanao ho lefy. ♪00:03:18
00:03:18
♪ Dia ‘zao rahavavy no tsarovy: Tsy very maina, ♪00:03:24
00:03:24
♪ Hitanay ny ezaka ataonao, mendrika hoderaina. ♪00:03:33
00:03:34
♪ ’Lay tsikinao iny aza ariana. ♪00:03:39
00:03:41
♪ ’Zahay rehetra koa fianakaviana. ♪00:03:45
00:03:48
♪ Tianay ‘nie ianao. ♪00:03:52
00:03:56
♪ Ooo ♪00:04:01
00:04:02
♪ Tianay ’nie ianao. ♪00:04:06
00:04:09
♪ Tianay ’nie ianao. ♪00:04:13
Hitanay Ianao Rahavavy
-
Hitanay Ianao Rahavavy
♪ HITANAY IANAO RAHAVAVY ♪
♪ Atolotro ho anao izao hira izao. ♪
♪ Tena modely ho ahy ilay tsy fivadihanao, ♪
♪ Ka nanainga fanahy mba te hisaotra, ♪
♪ Satria ’zay ataonao anie sarobidy loatra. ♪
♪ Henoy kely indray ity hira ity ♪
♪ Raha misalasala. ♪
♪ Faly aho f’ianao ‘nie tsy kivy, tsy manaiky ho resy. ♪
♪ ‘Lay tsikinao iny tsy mba avelanao ho lefy. ♪
♪ Dia ‘zao rahavavy no tsarovy: Tsy very maina, ♪
♪ Hitanay ny ezaka ataonao, mendrika hoderaina. ♪
♪ Tia miantra ny hafa ianao, tianao ny manome. ♪
♪ Manolotra amin’ny fo fa tsy mba tia mirehareha. ♪
♪ Tsy misongadina angamba ’zay mba atao, ♪
♪ Kanefa tadidio: Zava-dehibe ’zay vitanao. ♪
♪ Heverinao ho kely kanefa tena tianay ♪
♪ Satria mampahery. ♪
♪ Faly aho f’ianao ’nie tsy kivy, tsy manaiky ho resy. ♪
♪ ‘Lay tsikinao iny tsy mba avelanao ho lefy. ♪
♪ Dia ‘zao rahavavy no tsarovy: Tsy very maina, ♪
♪ Hitanay ny ezaka ataonao, mendrika hoderaina. ♪
♪ Jehovah lehibe noho ny fo. ♪
♪ Mijery anao izy dia mahita vatosoa, ♪
♪ Ka tsy maintsy hovaliany soa. ♪
♪ Faly aho f’ianao ’nie tsy kivy, tsy manaiky ho resy. ♪
♪ ‘Lay tsikinao iny tsy mba avelanao ho lefy. ♪
♪ Dia ‘zao rahavavy no tsarovy: Tsy very maina, ♪
♪ Hitanay ny ezaka ataonao, mendrika hoderaina. ♪
♪ ’Lay tsikinao iny aza ariana. ♪
♪ ’Zahay rehetra koa fianakaviana. ♪
♪ Tianay ‘nie ianao. ♪
♪ Ooo ♪
♪ Tianay ’nie ianao. ♪
♪ Tianay ’nie ianao. ♪
-