00:00:05
Mbola kely isika dia efa tia manontany.
Ohatra hoe...00:00:11
00:00:11
Fa maninona kay ny lanitra no mangamanga?00:00:16
00:00:16
Inona kay ireny kintana ireny?00:00:19
00:00:19
Fa maninona no misy olona mijaly?00:00:23
00:00:25
Ahoana no nampisy antsika?00:00:28
00:00:30
Fa maninona ny olona no maty?00:00:34
00:00:35
Mikaroka lavitra be ny olona
mba hahitana ny valin’ireo fanontaniana ireo.00:00:41
00:00:41
Afaka mahita fanazavana
be dia be mihitsy isika amin’izao,00:00:45
00:00:45
fa tsy hoatran’ny taloha.00:00:47
00:00:47
Mbola tsy hain’ny olona ihany anefa hoe
maninona ny fiainana no hoatr’izao,00:00:53
00:00:53
dia maninona ny olona no mijaly sy maty.00:00:56
00:00:56
Aiza no misy fanazavana momba an’ireo?00:01:00
00:01:01
Sao dia efa ao amin’ny Baiboly ao ihany àry izany?00:01:08
00:01:09
Be dia be no milaza fa... angano fotsiny no ao amin’ny Baiboly.00:01:17
00:01:17
Efa lany andro, hono, izy io...00:01:20
00:01:21
Na sarotra be ny mahazo an’izay lazainy.00:01:26
00:01:26
Hoatran’izany tokoa ve ny Baiboly,00:01:30
00:01:31
sa eritreritry ny olona fotsiny izany?00:01:35
00:01:35
Misy miteny hoe Andriamanitra no mitondra ny tany,00:01:38
00:01:39
satria izany, hono, no lazain’ny Baiboly.00:01:41
00:01:41
Mitombina ve anefa izany?00:01:43
00:01:43
Mikorontana be mantsy izao tontolo izao!00:01:48
00:01:49
Be dia be ny olona mijaly...00:01:54
00:01:55
... marary... maty...00:01:58
00:01:59
... mahantra na tratran’ny loza.00:02:02
00:02:02
Dia ho avy amin’Andriamanitra ve ireo
nefa izy aza be fitiavana?00:02:07
00:02:07
Mety ho gaga ianao amin’izay lazain’ny Baiboly hoe:00:02:12
00:02:12
“Izao tontolo izao manontolo [dia] eo ambany fahefan’ilay ratsy.”00:02:17
00:02:17
Midika izany hoe misy hery ratsy
mahatonga an’ireny korontana ireny sy mibaiko ny zava-drehetra.00:02:27
00:02:27
Tsy mahagaga àry raha tsy mahavita mandamina ny olana
eran-tany mihitsy ny olona, na dia miezaka be aza.00:02:36
00:02:36
Soa ihany fa milaza ny Baiboly hoe
tsy ho hoatr’izao foana ny fiainana.00:02:43
00:02:43
Hazavainy hoe
nahoana no be dia be ny zava-dratsy,00:02:47
00:02:47
ahoana no iatrehantsika an’izany,00:02:49
00:02:49
ary inona no
hataon’Andriamanitra amin’ny hoavy.00:02:52
00:02:53
Olona an-tapitrisany eran-tany no miaiky
fa mamaly an’ireo fanontaniana ireo00:02:58
00:02:58
sy ny fanontaniana hafa koa ny Baiboly.00:03:01
00:03:01
Te hahita ny valin’ny fanontanianao koa ve ianao?00:03:06
00:03:06
Ho faly hiara-mianatra Baiboly aminao
ny Vavolombelon’i Jehovah.00:03:11
00:03:11
Fenoy ilay hoe “Hangataka Hianatra Baiboly”,
ato amin’ny tranonkalanay,00:03:17
00:03:17
dia hisy Vavolombelon’i Jehovah ho tonga
mba hiara-midinika ny Baiboly aminao,00:03:21
00:03:21
amin’ny fotoana sy toerana mety aminao.00:03:34
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?—Video Manontolo
-
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?—Video Manontolo
Mbola kely isika dia efa tia manontany.
Ohatra hoe...
Fa maninona kay ny lanitra no mangamanga?
Inona kay ireny kintana ireny?
Fa maninona no misy olona mijaly?
Ahoana no nampisy antsika?
Fa maninona ny olona no maty?
Mikaroka lavitra be ny olona
mba hahitana ny valin’ireo fanontaniana ireo.
Afaka mahita fanazavana
be dia be mihitsy isika amin’izao,
fa tsy hoatran’ny taloha.
Mbola tsy hain’ny olona ihany anefa hoe
maninona ny fiainana no hoatr’izao,
dia maninona ny olona no mijaly sy maty.
Aiza no misy fanazavana momba an’ireo?
Sao dia efa ao amin’ny Baiboly ao ihany àry izany?
Be dia be no milaza fa... angano fotsiny no ao amin’ny Baiboly.
Efa lany andro, hono, izy io...
Na sarotra be ny mahazo an’izay lazainy.
Hoatran’izany tokoa ve ny Baiboly,
sa eritreritry ny olona fotsiny izany?
Misy miteny hoe Andriamanitra no mitondra ny tany,
satria izany, hono, no lazain’ny Baiboly.
Mitombina ve anefa izany?
Mikorontana be mantsy izao tontolo izao!
Be dia be ny olona mijaly...
... marary... maty...
... mahantra na tratran’ny loza.
Dia ho avy amin’Andriamanitra ve ireo
nefa izy aza be fitiavana?
Mety ho gaga ianao amin’izay lazain’ny Baiboly hoe:
“Izao tontolo izao manontolo [dia] eo ambany fahefan’ilay ratsy.”
Midika izany hoe misy hery ratsy
mahatonga an’ireny korontana ireny sy mibaiko ny zava-drehetra.
Tsy mahagaga àry raha tsy mahavita mandamina ny olana
eran-tany mihitsy ny olona, na dia miezaka be aza.
Soa ihany fa milaza ny Baiboly hoe
tsy ho hoatr’izao foana ny fiainana.
Hazavainy hoe
nahoana no be dia be ny zava-dratsy,
ahoana no iatrehantsika an’izany,
ary inona no
hataon’Andriamanitra amin’ny hoavy.
Olona an-tapitrisany eran-tany no miaiky
fa mamaly an’ireo fanontaniana ireo
sy ny fanontaniana hafa koa ny Baiboly.
Te hahita ny valin’ny fanontanianao koa ve ianao?
Ho faly hiara-mianatra Baiboly aminao
ny Vavolombelon’i Jehovah.
Fenoy ilay hoe “Hangataka Hianatra Baiboly”,
ato amin’ny tranonkalanay,
dia hisy Vavolombelon’i Jehovah ho tonga
mba hiara-midinika ny Baiboly aminao,
amin’ny fotoana sy toerana mety aminao.
-