00:00:01
Afaka mahita fanazavana be dia be mihitsy isika amin’izao,
fa tsy hoatran’ny taloha.00:00:07
00:00:08
Mbola tsy hain’ny olona ihany anefa
ny valin’ireto fanontaniana ireto:00:00:12
00:00:12
Ahoana no nampisy antsika?00:00:15
00:00:15
Fa maninona no misy olona mijaly?00:00:18
00:00:18
Fa maninona ny olona no maty?00:00:22
00:00:22
Mieritreritra ny ankamaroan’ny mpivavaka hoe
Andriamanitra no mitondra ny tany.00:00:28
00:00:28
Mitombina ve anefa izany?00:00:30
00:00:30
Mikorontana be mantsy izao tontolo izao!00:00:33
00:00:34
Mety ho gaga ianao amin’izay lazain’ny Baiboly.00:00:38
00:00:39
Olona an-tapitrisany eran-tany no
mahita ny valin’ny fanontaniany00:00:43
00:00:43
sy ny fanontaniana hafa koa
ao amin’ny Baiboly.00:00:47
00:00:47
Te hahita ny valin’ny fanontanianao koa ve ianao?00:00:51
00:00:51
Ho faly hiara-mianatra Baiboly aminao
ny Vavolombelon’i Jehovah.00:00:55
00:00:55
Azonao atao ny mameno fangatahana ato amin’ny tranonkalanay jw.org/mg,00:01:00
00:01:01
na miresaka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah,
raha tianao ny hianatra Baiboly maimaim-poana.00:01:17
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?
-
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?
Afaka mahita fanazavana be dia be mihitsy isika amin’izao,
fa tsy hoatran’ny taloha.
Mbola tsy hain’ny olona ihany anefa
ny valin’ireto fanontaniana ireto:
Ahoana no nampisy antsika?
Fa maninona no misy olona mijaly?
Fa maninona ny olona no maty?
Mieritreritra ny ankamaroan’ny mpivavaka hoe
Andriamanitra no mitondra ny tany.
Mitombina ve anefa izany?
Mikorontana be mantsy izao tontolo izao!
Mety ho gaga ianao amin’izay lazain’ny Baiboly.
Olona an-tapitrisany eran-tany no
mahita ny valin’ny fanontaniany
sy ny fanontaniana hafa koa
ao amin’ny Baiboly.
Te hahita ny valin’ny fanontanianao koa ve ianao?
Ho faly hiara-mianatra Baiboly aminao
ny Vavolombelon’i Jehovah.
Azonao atao ny mameno fangatahana ato amin’ny tranonkalanay jw.org/mg,
na miresaka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah,
raha tianao ny hianatra Baiboly maimaim-poana.
-